Depuis dizaine d’années, le TAOM-BAOVAO MALAGASY est de nouveau célébré. Une fête qui a pour objet d’une purification. « le TAOM-BAOVAO MALAGASY est un moment prônant la valeur du pardon mutuel (fifamelana faobe), de la réconciliation (famitram-pihavanana) autrement dit, le renforcement du FIHAVANANA, la base du société Malagasy ». Pour cette année, la célébration se tiendra le 09 et 10 Mars 2016.
« La cérémonie sera toujours ouverte par une cérémonie de « Fidiovam-pirenena » ou « purification ». Tangalamena Zakariasy Patrick a souligné que out chacun tant au niveau du foyer, de la famille, des voisins, que des dirigeants et du peuple, cherchera à se faire pardonner mais aussi à pardonner aux autres.
D’après l’histoire, cette fête culturelle est instituée par le Roi Ralambo depuis 540 ans sur la Colline Sacrée d’Ambohitrabiby, siège de son pouvoir. Durant les siècles passés, elle fut communément appelé « Alahamadibe » du fait que ce roi l’a célébré au début du mois d’Alahamady. L’allumage de la flamme éternelle ou « afo tsy maty », le bain ou « fandroana » et l’inauguration de l’année nouvelle par le « Tatao » figurent parmi les rites les plus marquants de cette festivité. « Comme cette période de l’année correspond à un moment où se termine et se renouvelle en même temps, aussi, pour accueillir l’année nouvelle, est-il primordial que tout soit propre, exempté de souillures et d’impureté, d’oui le sens même du « Fandroana » ou rite de purification, selon lui.
L’inauguration du TAOM-BAOVAO MALAGASY entre dans le cadre de la mise en exergue des valeurs culturelles Malagasy constituant des instruments stratégiques incontournables et pouvant aider à l’effectivité de l’épanouissement de Madagascar. De ce fait, les organisateurs pensent qu’il est temps à son officialisation au niveau de l’État.
Lynda A.
Mia Sisi liked this on Facebook.
Harijaona Raboana liked this on Facebook.
Ndremanjato Dt liked this on Facebook.
Harinala Akhesa Nolane liked this on Facebook.
Frederic Tsimanary liked this on Facebook.
Natao ho any gasy tokoa ve sa sary tahaka ?
Nadine Ramaroson Alain Rajaonarivony liked this on Facebook.
Tovondrainy Raoelson liked this on Facebook.
Faly Mbintsu liked this on Facebook.
Hasina Andrianabo liked this on Facebook.
Lucky N’Goua Tsiranana liked this on Facebook.
SartPik Foto liked this on Facebook.
Club-academy C-a liked this on Facebook.
Hell’Sue Razafindrajesy liked this on Facebook.
Lynda Andriatsitonta liked this on Facebook.
Arahaba ny amban’ny lanitra! Salanitra aby ianareo zanak’andriana dia ny zanak’i Nenibé rehetra! Tsikaritro fa niakatra ny renirano eto Antananarivo sy manerana ny nosy ary dibo-drano ny faritra samihafa. Misy antony lehibé izany! Mety jo fahatezeran’ny Avo io no mahatonga izany. Tsarovy ilay teny hoé: omeo ho ohanin’ny amboa ny fatiko raha tsy lasan’ny vazaha ity taniko ity! Araka izany teniny izany firy hectare no lasan’ny vazaha karana ary mbola homen’ny ministra ho voatendry @ izao fotoana izao. Izany teny masina izany dia manan-jina koa izay no mahatonga ny rahona sy loza fihotsahan’ny tany eny @ toerana avo. Ampy ho heritreretin’ny tsirairay io teny manan-jina an’i Nenibé io koa raha mbola olom-banona ihany dia aoka tsy hanome tany ny vahiny fa sao hidiran-doza, indrindra ireo tanin’andriana. Tsy azo levilevena ary tsy azo halatsa-drà ny andriana sy ireo havany rehetra dia ireo zanany sy ireo mpampakatra avy @ foko maro samihafa. Madgasikara miray hina, miray saina ary miray fanahy no antony. Masina ilay teny hoe « ny fanahy no maha olona » ary ny olombelona manan-jina, koa jereo tsara ny hametrahana ny tongotra fa na ny vavahady ny rova rehetra aza misy fomfomba fidirana ao anatiny maika fa ny fanajana ireo taranany. Ny fanaterana vary iray venty sy ny tantely ary ny zava-manitra ho an’ireo zanak’andriana ireo dia mampilamina ny korontana sy ny ady koa hajao araka izany ny fomba rehetra!
Vonjeo ny Tanindrazana ary « aza havela hanjakan’ny mpamadika ny fireneko ». Omeo hasina ny taom-baovaon’ny andriana sy ny fombafomba rehetra. Eny hatramin’ny fidirana ao amin’ny « Rova » rehetra ary aza havela ho voazimbazimba ny toerana masina. Misy antony lehibé matoa aho manambara izany indrindra indrindra ny fanaovana tsinotsino ny tena zanak’andriamanjaka na avy aiza na avy aiza ny fihaviany hoan’izay mahalala ny tsy ambaratelo. Hajao araka ny teti-harana izireo ary aoka ny refin’ny trano rova rehetra mba hitovy amin’ny fahiny tahaka izay nanorenana azy tsy ampiana ary tsy hanalana. Tsarovy ny vesatry ny ozona ho an’izay manandra-tena ho mpanjaka tsy manaja fizokiana sy ny fomba fanajana araka ny lova-tsofina. Latsa-dranomaso nenibé niala teto nohon’ny herisetra nandrodanana ny fanjakany koa hajao ny teny sy hafatra farany nambarany. Noho izany aza dia manaiky ho voambaka sy fitahana isika fa mbola ho avy ny fanjakany hitsangana amin’ny maty ara- panahy sy ara-pitiavany ny tanindrazany araka ny hafatra farany napetrany! AZA MISANGISANGY FA SAO HIDIRAN-DOZA!
Arahaba ry Amban’ny lanitra! Moa va tsy marina ny teniko hoe tsarovy ny hafatry nenibé tao Anosimanjaka! Moa va tsy marina ny fanambarako hoe tsy ampiana tsy hanalana ny ao anaty Rova Manjakamiadana fa hoy aho hoe: hajao araka ny teti- harana izireo! Manarak’ izany: aoka ny refin’ny trano rova mba hitovy amin’ny fahiny tahaka izay nanorenana azy, tsy ampiana ary tsy hanalana. Tsy misy mpanjaka efa reraka izany fa i Andrianampoinimerina raibe- ako araky ny teti- harana dia sady matanjaka niazakazaka ary nilomano halaviran drano lavitra no sady lalina koa niteny hoe: raha ny tanindrazako dia, ranomasina ny vala parihiko no sady kinga saina, ary feno fahendrena! Araky izany ianareo reraka be ireo aza fitahina ny Malagasy fa raha dibo- drano ny Tanindrazana tsy hisy lakana hiampitana anareo, ary tsy hisy mpanompo hibata izany intsony eny ambon’ny filanjana tahaka ny fahiny! Tsy hisy seza haterina hipetrahana izany intsony. Ny fihetsika, ny fahendrena ary ny fanajana ny olona manodidina sy ny tena no tena zava- dehibé ankehitriny na avy aiza ny fihaviany na avy aiza satria samy Malagasy avokoa. Araky izany nisy ny Malagasy avy any Arabia, avy any Ethiopia, avy any Indonesia, avy any Malaysia ary avy any Afrika, avy any Persia. Nisy ihany koa ny efa teo dia ny vazimba koa hatsaharo ny fitenenana eto na any ivelany any hoe: izao no zanaka andriana mpanjaka fa lasa mitafy mena mampiomehy ny hafarany! Omeo ny endrika feno fahendrena sy fanajana ny Rova rehetra eto Madagasikara na aiza na aiza ary hajao arak’izany ny fomba amam- panao mba hisitomana ny vahiny sy ny fizahan- tany hampanan- karena ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy malala. Jehovah no nanorina ny tagny araka ny voalaza ao amin’ny Bokin’ny Firaketana Genesisy! Koa raha tia an’i JEHOVAH Ray any an- danitra isika dia tazomy izay tsara rehetra nataony sy noforoniny fa aza ravaravana ary aza havela ravaravan’ny vahiny satria raha araky ny voalaza dia Nosin’i Jehovah ho lovan’ny zanak’ ISRAELY MADAGASIKARA!
Ry malagasy havako! Salanitra ny amban’ny lanitra! Tsarava tompoko! Ho tratrantitra ny andriana rehetra sy ny zanak’andriana ary ny vahoaka tsy mandady arona. Ho betsaka ny vokatra eny an- tsaha ary ho maro ny latsak’orana. Ho maro tsy tambo isaina ny akoho amam- borona sy ny tsy fitsaharan’ny orana araka ny vavaka nataoko tany amin’ny faran’ny tany izay nitalaovako tamin’ny Ray any an- danitra tamin’ny andro Krisimasy. Hoa avy tsy ela ny Andro fankalazana ny fiakaran’ny Tompo Jesoa Krsity.
Salanitra ny amban’ny lanitra hoy aho!
Manapaka ny rivotra amin’ny sabatra aho ary henon’ ny sofiko ny feon’ny fahakingako. Mikapoka ny ranomasina amin’ny tanako roa aho ary hatosikin’ny tongotro ny hafainganam- pandehako ao anaty rano. Mitsilanilany eo amoron- dano aho ary kaorin’ny zana boay ny faladia- tongotro. Hisaorako arak’izany Jehovah amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompo fa nateraka ho Mpanjaka manetry tena tahaka an’i Dawid aho koa hanao hatrany hatrany ny fanompoana Azy hatrany hatrany. Tsy hataoko lava ny tegny fa hafoheziko fa mbola hiankohaka amin’ny Ray any an- danitra aho mialohan’ny PENTEKOSTA! Ephaphata! Amen al Eloi Yah! Hossana!
;
Salanitra ny amban’ny lanitra! Tsarava tompoko! Éfa nambarako anareo hatrany hatrany fa ny fietsika sy tegny dia milà fitandremana indrindra indrindra ny fameheza- tegna mba tsy hanafitoahana ny sasany toy ny hoe mpanjaka i…? Ny fihetsika sy ny fahendrena no hitsarana ny olona iray ary amarinin’ ilay tegny hoé: Izay mangina volamena. Rehefa mandrora mitsilany dia ny eo akaiky ihany no voa. Fampatsiahivana: tsarovy ny vesatry ny ozona ho an’ireo tsy Manaja fizokiana. Averiko indray Mandela ary hamafisiko: Mba tsy hisian’ny tondra- drano bé laotra sy ny Loza miantona noho ny hevitra tsy mitovy dia aoka Mba ihaino ahy tsara ianareo! Hatsangano ny fihavanana Malagasy! Anisan’ny manana izany fahendrena avo lenta maneran-tagny isika Malagasy! Hataovy sesy tagny izay tsy mankasitraka izagny! Marina ilay tegny Ntaolo hoe: any ivelany ny amboa mandragaranga nify sy tia ady! Aza mandatsa drà an’ireo mpiray tanindrazana ary manàna fahendrena sy fandeferana raha sitrakao ny ho lava andro ihainana! Ny amboa no tia ady fa ny olombelona magnan- tsaina! Tezitra ny Avo satria tsy manaraka ny sitrapony ny olombelona. Na dia manana ny fahamarinana aza isika dia amin’ny maha Malagasy antsika dia Miroso amin’ny marimaritra iraisana ary mifandray tagnana na dia tsy mitovy hevitra aza! Avelao Jéhovah Andriamanitra no hitsara ary hamarino ilay tegny hoe: aoka izay tsy nanota aminareo no hitora-bato! Toroy hevitra ny mahantra ara-tsaina ary ahitsio ny lalany sy ny heviny raha diso! Mivavaha ho an’izay mamingana sy manao ratsy sy manambaka sy manivahiva sy miatsara ivela tsihy sy manimbazimba sy manameloka sy mitsratsara toy ny Fariseo sy Sadiseo sy ny manipy manary an- kady sy mamono ny namany mpiara-dia sy mpisakaiza aminy! Omeo rariny ny mahantra sy ny malahelo ary hafao ny voageza! Ampio ny sahirana na ara- tsaina na ara- batana koa hatsaharo ny fitiavan- tegna tsy hitondrana arena any ankoatra! Amen Al Eloi Yah!
Hatsahatro ny loza hoy Jehovah raha toa ka tsy miankohaka amin’ny sampy sy ny andriamanitra velona mpiatsaravelantsia milaza azy ho mpanjaka ianareo! Aza mety ambakain’ny mpiatsaravelantsia isika fa Jéhovah no Andriamanin- tsika ary Kristy Jesoa irery ihany no mpisolovava amin’ny vavaka hataontsika! Amen Al Eloi Yah!