Andraikitry ny fitondram-panjakana ny fiarovana ny zon’ny mpamorona sy mpamokatra. miezaka manentana ny vahoaka hividy ny tena izy ny orinasa mpamokatra. Anisan’izany ny Scoop Digital. Hivoaka amin’ny talata 30 Aogositra 2016 izao ny sarimihetsika “Adisanina Copain” ka hanamafy amin’ireo mpanjifa ny orinasa fa ny fividianana “original” dia manamarika fa afaka miady amin’ny tsy rariny ny olona iray ary manampy tosika ny vokatra Malagasy.
Tao anatin’ny folo taona nitsanganan’ny Scoop Digital, tsy nijanona ho mpamalifaly ny mpanakanto sy mampiala voly ny fiarahamonina fotsiny izy. “Nitondra ny anjara birikinay ihany koa izahay tamin’ny alalan’ireny sehatra ireny”, hoy i Mamitiana RAZAFIMANDIMBY, tale jeneralin’ny Scoop Digital. Ny 35% ny vokatra sy ny vola niditra tao amin’ny kitapom-bolan’ny orinasa izao dia nomena ireo sekoly niara-niasa taminy. Nasaina nivarotra tapakila izy ireo dia ny vola niditra tamin’izany no nentina nandokoana ny sekoly. Ny hetsika “Soa hifampizarana” no nahafahan’ny orinasa nanatanteraka izany ary Nitety faritra manerana an’i Madagasikara mihitsy.
Lynda Andriatsitonta liked this on Facebook.
Eddy Julda Falimanana liked this on Facebook.
Harena Mamiratra Fiharintsoa Samantha liked this on Facebook.
Georges Raoul liked this on Facebook.
Evah Randrianjafy liked this on Facebook.
Usherone Biennot Archavin liked this on Facebook.
MOI JE TROUVE QUE IL Y A DES GASY INTELLIGENT LA BAS IL DEVRAIS FAIRE DES RECHERCHES APPROFONDIES DANS TOUTES LES MATIERES,JE NE PARLE PAS COURRAMMENT LE GASY MAIS JE DONNE MA PENSEE,VOUS AVIEZ TELLEMENT DE BONNE CHOSE LA BAS MEME PHARMACEUTIQUE MAIS DOMMAGE VOUS LAISSEZ PASSER DES BELLES CHOSES
Stephane Tikwiz liked this on Facebook.
Fredin Landry Razanakolona liked this on Facebook.
Nalio Nantenaina liked this on Facebook.
Fleur Bleue liked this on Facebook.
Tchoutchou Rakotondrabe liked this on Facebook.