150 .000 Ariary monja dia efa mahazo fitaovana fomba fanatsorana volo « brosse lissante». Raha 200.000 Ariary ny vidin’ity fitaovana fikirakirana taovolo , hiaka farany ity dia nanome fihenam-bidy goavana ny Fitia Boutique ho fanomezana fahafaham-po amin’izao fetin’ny reny izao. Misy karazan’ny maro izy ity ary mirary dia mirary avokoa ny vidiny hatramin’ny sabotsy 27 may 2017 ho avy izao.
Fomba tsotra ahafahana manatsotra volo ny « brosse lissante». Ilain’ny vehivavy tia mikolokolo ny volony izay tsy mila mandeha mankany amin’ny trano fanaovam-bolo rehefa maikamaika iny. Hoatra an’ireny mibango volo ireny ihany ny fampiasana azy.
Mampangirana sy ny mitsabo ny volo tapatapaka ny « brosse lissante» noho izy vita amin’ny « céramique » sy « ionique ».