“Tsy ny fivavahana no mahatonga ny firenena mitotongana fa ny fahotan’olombelona”, hoy i pasitera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny fiangonana...
Read moreMazava ny resaka fa izay voalazan’ny CENI na ilay vaomiera mahaleotena mikarakara ny fifidianana, no nohamafisin’ny teo anivon’ny HCC omaly...
Read more“Tokony arahina izay lazain’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana”, hoy ny solombavambahoaka Nicolas Randrianasolo. Nambarany fa ny mpanao politika no...
Read more“Ny fanabeazana azoko, ny fiofanana azoko, ny fitaizana azoko dia maniraka ahy hanara-dalàna sy hanaja ny lalam-panorenana misy eto amintsika,...
Read moreConcernant l’absence du Premier Ministre, Chef du Gouvernement, M. Christian Ntsay, lors de la cérémonie de présentation de vœux, au...
Read moreTanora Malagasy 500 isa nilatsaka an-tsitrapo hiady amin’ny kolikoly. Hanatevin-daharana ny Clubs Fongotra izy ireo. Tontosa ny 23 novambra 2018...
Read moreMisy mpanao fanadihadiana manontany ny safidiny ny mpifidy mivoaka avy ao amin’ny birao fandatsaham-bato. Mandidy avy hatrany ireo fikambanana avy...
Read moreAndro vitsy sisa no isaina dia higadona ny fifidianana filohampirenena izay hisafidianan'ny vahoaka Malagasy ny Filohan’ny Repoblika hitondra ny firenena...
Read moreTsy azon’ny mpiasam-panjakana ambony atao ny manao fampielezan-kevitra na mijoro eo akaikin’ny kandida manao izany aza. « Tsy mitanila ny mpiasam-panjakana...
Read moreTsy mitombina amin’ny toerana iray intsony ny kandidà Mailhol laharana faha-34. Nitsidika sy nihaona ny vahoakan’Antsirabe izy sy ny mpiara-miasa...
Read moreHakanto Contemporary vient d’annoncer FOUR SEASONS, la première exposition monographique de l’artiste Benjamin Loyauté à Madagascar, ce jeudi 21 novembre...
Read moreOutre les plages paradisiaques, les faunes et flores exceptionnelles, le circuit « Pirate Island » constitue l’une des principales attractions touristiques...
Read more« A travers la musique, on peut développer nos villes, nos villages et toutes les communautés », affirme Shelby Florent, Fondateur...
Read more“Fotoana fohy no nitantanan’i Harilala Ramanantsoa ny tanànan’Antananarivo Renivohitra dia efa hita ny ezaka nataony”, hoy i Rafidimanana Désiré, Filoha...
Read more© 2015 Journal Madagascar - Accessible partout et en tout temps .
© 2015 Journal Madagascar - Accessible partout et en tout temps .