Tonga maro ny mpitsidika ny « Grande Braderie ». « Tratra ny tanjona », hoy ny mpikarakara. Na dia natokana ho an’ny fetin’ny reny aza ity andiany faharoa amin’ity taona ity, nomena lanjany, ihany koa ireo kojakoja ilaina amin’izao vanim-potoana ririna izao. Amin’izao faramparan’ny hetsika izao dia tsy mijanona amin’ny 15% ny fihenam-bidy fa mihoatra noho izany. Ankoatra izany, misy ireo karazana fanentanana ho an’ny tanora izay ahazoana loka maro. Marihina fa 300 ny trano heva ary 250 ny mpandray anjara tamin’ity andiany faharoa ity. Amin’ny fidiran’ny mpianatra izao indray ny hetsika manaraka.
Lynda A.
Rakotomiarintsoa Nirina liked this on Facebook.
Nirina Lalao Claude liked this on Facebook.
Sandrine Ly Bernarson liked this on Facebook.
Lynda Andriatsitonta liked this on Facebook.
Hanitra Randrianasolo liked this on Facebook.