OJM : andro iraisam-pirenena ho an’ ny fahalalahan’ ny asa fanaovan-gazety

Noho ny ny andro iraisam-pirenena ho an’ ny fahalalahan’ ny asa fanaovan-gazety dia  hankalaza  izany  ny OJM miaraka amin’ ireo mpanao gazety tsy an-kanavaka izay atao etsy amin’ ny PAPRICA Ankorondrano ny 03 May 2015 amin’ ny 11 ora atoandro.