AMBATOVY: “Hatramin’izao mbola naaton’ny fanjakana ny fandrotsahana ny tamberimbidy ho an’ireo kaominina mpahazo tombontsoa”
61 miliara Ariary mahery ny fitambaran’ny tamberimbidy narotsakin’ny orinasa #Ambatovy ho an’ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana (faritra, kaominina) voakasikin’ny fitrandrahana nikela sy ...