MANDA SEA FOOD: Hisokatra amin’ny fomba ofisialy rahampitso ny “restaurant” vaovao.

Manakaiky hatrany ny mpanjifa ny restaurant Manda Sea food. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy rahampitso 16 septambra 2017 ny toeram-pisakafoanana vaovao. Azo jifaina eny  amin’ny restaurant  Manda Sea food Andranomena avokoa ireo vokatra nahafantarana azy hatramin’izay.

Sakafo voavoatra avy amin’ny hazandranomasin’i Madagasikara  amin’ny fomba miavaka no atolotry ny restaurant manomboka rahampitso ho an’ny mponina Andranomena sy ny manodidina.

Etsy ankilany, tolotra maro no omen’ny restaurant Manda Sea Food  ho an’ireo mpitsidika ny foire Internationale  de l’agriculture” na FIA

Tongava maro hanjifa ny sakafo “special fruits de mer” eny amin’ny restaurant Manda Sea Food Andranomena sy eny amin’ny FIA , zone forello Tanjombato.

Marihina fa ny alahady 17 septambra 2017 ho hifarana ity hetsika ity.