Noho ny ny andro iraisam-pirenena ho an’ ny fahalalahan’ ny asa fanaovan-gazety dia hankalaza izany ny OJM miaraka amin’ ireo mpanao gazety tsy an-kanavaka izay atao etsy amin’ ny PAPRICA Ankorondrano ny 03 May 2015 amin’ ny 11 ora atoandro.
OJM : andro iraisam-pirenena ho an’ ny fahalalahan’ ny asa fanaovan-gazety
- Categories: infos
Related Content
FIAROVANA NY ZAVABOAHARY: Manao vy very ny ainy ireo tanora ao amin’ny COFAV
by
Lynda ANDRIATSITONTA
27 octobre 2024
CNFM: Tandindomin-doza ny fahasalamana ara-pananahan'ny vehivavy eto Madagasikara
by
Lynda ANDRIATSITONTA
30 septembre 2024